Teny iditra jiny
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hasosotsosorana, halonilony, havitsianteny
Mitovy hevitra: fijahidy ~ fijomòka [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra jinijiny

Teny iditra jiny
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] fanahy mahery sy masiaka [Rakotosaona 1972]

2013/01/01