Teny iditra jio
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy (teny tranainy) Hajefena, hakiliolio, haratsian-toetra
¶ Mpiriorio, mpangalatra, mpanao tontakely, olon-tsy vanona, fampiasa indrindra miaraka amin' ny hoe lahy, vavy: Jiolahy, jiovavy (izay indraindray ataon' ny maro hoe jiolahim-bavy) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay Rôdeur, vagabond, vaurien [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra jio
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] vakim-bilana fakana afo [Rakotosaona 1975]

Teny iditra jio
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] fragment, têt, tesson. [David: Dialectes (takila J)]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31