Teny iditra jirika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Varotra: Nanao jirika olona ny taloha [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra jirika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Jiolahy tafatambatra hamely sy handroba; dahalo
¶ Fivarotana entana antsinjarany hahazoan-tombony tsy aradalàna, na koa fividianana entana hakana tombony: Manao jiri-bary io lehilahy io. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a band of robbers [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   brigandage en bandes. [Tankarana] [David 1952 (takila J)]
   bande de pillards [Hallanger 1974]
Ohatra   Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny, na fatin'olo-marina matin'ny jirika, na fatin'ny jirika matin'ny miaramila. [Rajohanesa: Kintana]
Voambolana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10