Teny iditra joa
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bara] manirery [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka] lany andro, lany hery [Rakotosaona 1975]

Teny iditra Joa
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fandikana anglisy Joah [Baiboly]
Fandikana frantsay Yoah [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Joahe
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31