Teny iditra jobo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Kely vava fa hoboka aty: Satroka jobo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Having a deep hollow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Creux [1.8]
Ohatra Akory ny hagagany fa raha vao navadika ny vato dia inty lavaka jobo vava tahaka ny lavabary no tao! [2.587]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra jobo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mamon-divay na toaka: Jobo lava iny lehilahy iny ka tsy mahagaga raha maty an-tatatra [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra jobo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] fifidianana [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26