Teny iditra Joda
Sokajin-teny anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy Joda: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996]
 Jude: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Jude: un des livres de la Bible [2.996]
Ohatra Izany boky izany dìa nandraisan' i Joda teny [1.38]
Voambolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra Joda
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Joda [2.996]
 Judah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Juda [2.996]
Ohatra Niara-nampahorina ny Zanak'Isiraely sy ny taranak'i Joda; [2.996]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31