Teny iditra johary
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   lehibe, mpitarika, mpifehy, komandy. Avy amin-izany ny anarana hoe Rajohary, Razanajohary, Razafinjohary, ary Rainijohary razan' ny Praiministra teo Andafiavaratra [Ravelojaona: Firaketana]
Dikanteny frantsay   chef ; homme dans le langage du tromba. [Tankarana] [David 1952 (takila J)]
Dikanteny anglisy   a chief, a president, a governor
¶ a young man, or a youth [Provincial] [Richardson 1885]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   johara

Teny iditra johary
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   (teny tranainy) enti-milaza ny masoandro, izay mbola fan [...] [tohiny Rajemisa 1985]

Teny iditra Johary
Sokajin-teny   anarana (lohatenin' boky na teatira)
Mpanoratra   Rapatsalahy Paul
Tsanganana sy sary iray takila   Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10