Teny iditra johijohy (johy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandeha somary miroraka fa lenan' ny orana na mangatsiaka, mitsoitsoy fa kotsan' ny orana [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra johy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05