Teny iditra joko
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Midina na mitsontsorika, tsy mitraka fa mitanondrika na mifeloka (tandrok' omby): Joko ny tandrok' itỳ omby ity ka tsy tiako, aleoko itsy solanga itsy. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay courbé [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 recourbé en bas, incliné [Abinal 1888]
Sampanteny 
Tsanganana sy sary iray takila Bikan' ny tandrok'omby
Teny nalaina 

Teny iditra joko
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy miondrikondri-doha, mivokobokoka toa menamenatra na matahotra: Tsy tiako iny olona iny fa joko tsoriaka mahasambo-kary [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy bashful, timid [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay timide [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 modeste par honte ou par crainte [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra joko
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] fandeha miafina [Rakotosaona 1972]

2017/08/05