Teny iditra | jokoina (joko) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hatonina moramora mba tsy ho taitra ka ny tena amin' izany miondrikondrika, mivokoka:
Nojokoinay ilay mpangalatra ka azo Tilina, tsikiloina, arahi-maso: Nasain' i Dada nojokoiko iny olona iny sao mangalatra Angalarina, alaina an-tsokosoko: Nojokoin' ny sasany teto ny solomasoko [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny jokoina io | ||||||||
Fivaditsoratra | anjokoy, jokoina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |