Teny iditra jolo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy ilay mandroso amin' ny kasikety mba hiaro ny maso na ny handrina amin' ny masoandro; izay rehetra mandroso amin' ny tenan-javatra iray, na lakana na samba, ets... [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra jolo
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] nom d'une espèce de poisson. [David 1952 (takila D)]
Voambolana 

2017/03/10