Teny iditra joloka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fampidirana ny loha na ny tanana ao anaty toerana iray avy amin' ny lavaka na loaka iray [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   Action de passer par un trou, par une ouverture, d’y introduire la tête, la main ou quelque chose [Abinal 1888]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/08/04