Teny iditra jomo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana teny an-tsokosoko, resaka afinafenina, bitsibitsika mba hanangolena [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a whisper, a low soft voice [Richardson 1885 takila 305]
Fanazavàna teny frantsay action de parler, d'agir en secret, de chuchoter, d'enjôler, d'entraîner secrètement [Abinal 1888 takila 299]
  [Tankarana] chuchotement [David: Dialectes (takila J)]
Sampanteny 
Mpitovy hevitra jomojomo

Nohavaozina tamin' ny 2021/06/23