Teny iditra jomohina (jomòka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy be teny, tsy be resaka ara-toetra: Tsy mbola nahita zazavavy kely jomohina toy izany aho [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui est habituellement silencieux [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2021/06/24