Teny iditra jomojomo (jomo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana teny an-tsokosoko, resaka afinafenina, bitsibitsika mba hanangolena [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Action de parler, d’agir en secret, de chuchoter, d’enjôler, d’entraîner secrètement [Abinal 1888]
  [Tankarana] chuchotement. [David 1952 (takila J)]
Sampanteny 
Fitovian-keviteny jomo

Teny iditra jomojomo
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bara] sarokenatra [Rakotosaona 1972]

2017/08/04