Teny iditra joka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy mba be teny na be resaka, tsy rotodrototra sy mipetrapetraka (jereo Jamòka): Tovolahy jomòka izay izy ka sarotra ny mahalala ny toetrany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy quiet and retiring [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay calme, doux [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 retenu, silencieux [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra jamoka [tsy fampiasa kokoa noho jomoka]

Teny iditra jomoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] poussière. [David 1952 (takila J)]
Teny mitovy hevitra jomontany

2017/03/10