Teny iditra jongy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zaitra na vikavika amin' ny sisin-damba, dify [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ourlet [David 1952, SLP: Voambolana]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra jongy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mangina vitsy teny sady tsy tia miray amin' olona [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra jongy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bara] simba, levona [Rakotosaona 1972]

2017/08/05