Teny iditra Jonjifohy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  Jones (na Johns) David [3.1]
Ohatra Ny tena anaran' i Mr. Johns aza dia Jones koa, nefa novany ho Johns mba hampiavaka azy roa lahy. Ny Malagasy anefa tsy nahita ny fahasamihafan' ny fanononana ny hoe Jones sy Johns, ka Mr. Jones dia nataony hoe Jonjilava, satria lahy lava ; ary Johns kosa nataony hoe Jonjifohy, satria fohy. [2.649]
Voambolana 
Tohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31