Teny iditra jonjona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandehanana tsy miherikerika, fandrosoana mahitsy hatrany tsy mba miresaka. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Action de marcher droit devant soi, sans détourner la tète, avec orgueil, avec arrogance [Abinal 1888]
Sampanteny 

2017/08/05