Teny iditra jononoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiavian' ny orana tsy miato; fikorianan' ny ranomaso tsy an-kijanona. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Action de tomber, de couler abondamment et doucement comme la pluie, les larmes [Abinal 1888]
Sampanteny 

2017/08/04