Teny iditra joretra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mitakoko malahelo tsy miteny.
Mitovy hevitra: jiny ~ jorery ~ manjokaiky ~ manjonetra ~ manjonitra ~ manjoretra ~ mijonetra ~ mijoretra ~ mitokiky ~ toretra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Silencieux, morne, mélancolique [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 

2017/08/05