Teny iditra -joro (zoro)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe zoro
Ohatra ary nasiana rova efa-joro tokony havavafo ny halavany. [Callet: Tantara, takila 1127]

Teny iditra joro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitsanganana mitsatoka tsara [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de se tenir debout [Rajaonarimanana 1995]
Sampanteny 

Teny iditra joro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] vavaka, hataka amin' andriamanitra sy ny razana [Rakotosaona 1972]
 Fangataham-pitahiana eo am-panefana ny voady natao [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay prière [Rajaonarimanana 1995]
Sampanteny 

Teny iditra joro
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Saro-tahotra, saro-kenatra, mihasihasy [Rajemisa 1985]

Teny iditra joro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy tanjaky ny tolona [SLP 1986]
Famaritana frantsay jambage [SLP 1986]
Voambolana 

Teny iditra joro
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Merina, Sakalava] Le tronc d'un arbre, surtout quand il s'agit d'un arbre sacré. On appelle joron-drananahary (de rananahary : Dieu) une sorte de possession collective provoquée au cours de laquelle un malade est censé exorcisé de l' « esprit » qui était à l'origine de son mal. La cérémonie a généralement lieu sous un de ces arbres sacrés. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Teny iditra joro
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay norme, module
¶ joron'ny tsilo: norme d'un vecteur [SLP 1986]
Voambolana 

Teny iditra joro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana enti-milaza ny iray amin'ireo lalao karatra izay misy sarina efajoro mena [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay carreau au jeu de cartes [Abinal 1888]
Voambolana 
Mpanahaka  lalitra ~ samamena ~ tangontsotrobe
  karatra
Sary 

2017/12/07