Teny iditra journal
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny malagasy   taratasy milaza ny zavatra miseho isan' andro: Voici le journal de mon voyage (Inty ny taratasy milaza ny zavatra niseho isan' andro tamin' ny dia nalehako) [Malzac 1893 takila 466]
   taratasy milaza ny atao isan' andro
¶ boky fanoratan' ny mpivarotra ny entana na vola miditra sy mivoaka isan' andro
¶  diary [Sims 1969]
   diary firaketana ny miseho isan-andro
¶ fitanan-tsoratry ny varotra na ny fivoriana [Hallanger 1969]
Ohatra   Izao no teny nataon' ny Calcutta Journal, gazety tao Morosy milaza izany. [Rabary: Daty, takila 42]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra journal
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny malagasy   gazety. Tous les journaux en parlent (Milaza ihany avokoa ny gazety rehetra) [Malzac 1893 takila 466]
   gazety [Sims 1969, Hallanger 1969]
Voambolana  
Ny bikany  
le journal
les journaux
Ny fihaviany   Anglisy: gazette. Frantsay: gazette.
Habaka  
L' Express http://www.lexpressmada.com/
L' Hebdo http://www.hebdomada.com/
La Gazette de la Grande Île http://www.lagazette-dgi.com/
Lakroa n' Madagasikara http://www.lakroa.org
Le Quotidien http://www.lequotidien.mg/
Les Nouvelles http://www.les-nouvelles.com/
Madagascar Matin http://www.madamatin.com/
Madagascar Tribune http://madagascar-tribune.com/
Midi Madagasikara http://www.midi-madagasikara.mg/
Taratra http://taratramada.com/
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/10