Teny iditra kabaro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] karazan-tsaramaso [Rakotosaona 1972]
   Karazan-tsaramaso lehibebe ary fisapisaka, tsara tsiro, saingy toa mora mahavoky (Phaseolus lunatus L) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [Tankarana] pois du Cap. [David 1952 (takila K)]
Voambolana  
Anarana siantifika   Phaseolus lunatus
Teny nalaina  

Teny iditra kabaro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka, Tambahoaka] ady [Rakotosaona 1972]

Teny iditra kabaro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] kabary [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] resaka, kabary [Rakotosaona 1972]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10