Teny iditra kabary
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Teny lavalava voalahatra sy voarindra atao eo imason' ny olona tafavory: Fatratra izay kabary am-panambadiana tamin' ny fanambadian' ny zanak' anabaviko izay
¶ Fanambarana teny midina: Efa nandalo teo ve ilay mpiantso kabary?
¶ Levilevy, faniniana, anatra na teny lavareny: Aza itondranao kabary vao maraina aty izahay
¶ Fiampangana na fitoriana ataon' olona amin' ny tena eo amin' ny fitsarana, ady amin' ny fitsarana: Moa dia natao ho very va re aho ka narianao tamin-kabary?
¶ Vaovao: Inona no kabarinao? (fandre indrindra amin' ny fitenim-paritany [Rajemisa 1985]
   lahateny kanto sy mirindra atao an-kavoriana [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   A public proclamation, a message from the sovereign or rulers; an assembly convened for public business; business or public speeches; an important matter [Richardson 1885]
   a palaver, a public discourse [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   Discours public [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   proclamation, publication, affaires traitées dans les réunions publiques ; assemblée publique, querelle, procès [Abinal 1888]
   palabre [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   discours [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Sampanteny  
Ny bikany  
kabary
kabariko
kabarinao
kabariny
kabarintsika
kabarinay
kabarinareo
kabarin'
kabarin-
kabarim-
Fitovian-keviteny   volana
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra kabary
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   anton-dia, sahabo [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/26