Teny iditra kabary tsara lahatra
Singan-teny kabary ; tsara ; lahatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Filazana am-bava feno hakingana sy hafetsena nefa matetika lainga sy fitaka fotsiny
Lahateny efa voaomana ary mirindra fatratra [1.1]
Tovy hevitra kabary tsara mitsangana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01