Teny iditra | kabary tsara mitsangana | |
Singan-teny | kabary ; tsara ; mitsangana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Filazana am-bava feno hakingana sy hafetsena nefa matetika lainga sy fitaka fotsiny [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Défense adroite mais fausse [1.3] | |
Tovy hevitra | kabary tsara lahatra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |