Teny iditra kabary tsy mahavery olona
Singan-teny kabary ; tsy ; mahavery ; olona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Raharaha ifandaminana an-trano fa tsy entina amin' ny fitsarana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Petites affaires traitées en particulier, qui ne vont pas aux tribunaux [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01