Teny iditra kabedy (bedy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny dridralava fananarana na fanakianana; fimenomenonana tsy misy farany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Paroles sans fin; remontrances, réprimandes sans fin [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kabesoka

2017/04/02