Teny iditra kabinetra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitambaran' ny minisitra ao amin' ny fanjakana iray
Filan-kevi-pitondrana ao amin' ny minisitera iray na ao amin'ny governemanta: Izy no lehiben'ny kabinetran'ny Minisitra ~ Misy fivorian'ny kabinetra anio [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Cabinet, conseil des ministres, membres de ce conseil [1.3]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: cabinet.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31