Teny iditra | kabiro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaneno tsofina toy ny sodina, natao tamin' ny hazo nolavahana ka ny sofiny mivelatra eo ambany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Sorte de flûte, chalumeau, trompette. [1.19] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |
Tovy hevitra | kabiry | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Fivaditsoratra | borika, kabiro, karibo, kobary, raboky, robaky, robika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |