Teny iditra kady
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo
¶ aro: Ianao no kiadinay eto antanàna.
Mitovy hevitra: avara-pianarana ~ endrika ~ felatana-mangaika ny rantsana ~ kintana telonohorefy ~ kitro ifaharana ~ olomanga ~ rehareha ~ sanga ~ tabiha ~ tatamo ravaky ny farihy ~ tolà-miadidy ~ trafo lelafin-ko mandina ~ trafo nasondrotry ny nofo ~ varavara-miandraikitra ~ varivary andrian' ny tafo ~ vato nasondrotry ny tany ~ voara endriky ny saha ~ voninahitra ~ vovonana iadian' ny lohany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Poteau, perche, monceau de pierres ou de mottes surmontées d’une poignée de paille servant à marquer une prise depossession, mi interdit ou une défense ; fig. protecteur, défenseur, bouclier, sauvegarde [Abinal 1888]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Teny iditra kady
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] bruit de l'eau dans une barrique. [David 1952 (takila K)]
Voambolana 

2017/03/10