Teny iditra | kafa > kafatra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tanosy] (de fatra : la mesure) Cardiophyllariopsis perrieri Capuron ined. (Sapindaceae). Le bois servait à tailler des mesures pour le riz. [1.196] | |
Teny iditra | kafa > hafàna (fana) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra mafana: Arakaraka ny hafanan' ny andro no tokony hanaovana akanjo maivana [1.1] | |||
Tondron'ny hafanana na ny hatsiâkan'ny zavatra iray [1.13] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Température [1.13] | |||
Tovy hevitra | mari-pana | |||
Kamban-teny |
| |||
Fivaditsoratra | fahana, fanaha, hafàna |
Teny iditra | kafa > kafana | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandavana amim-pahatezerana na amin' alahelo [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | (duplicatif kafankafana plus usité) Paroles réitérées de refus, cris de colère [1.3] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Tovy hevitra | kafankafana | ||||||
Teny iditra | kafa > kafana | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Tout à fait sec. [1.19] | ||||||
Fivaditsoratra | ankafa, fakana, fanaka, kafana |
Teny iditra | kafa > hafa | |||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy izy, tsy ny voalaza: Rakoto no namono ny mamba ka ny hafa no niravaka ny nifiny / Olon-kafa no nanao izany fa tsy izaho Tsy mitovy, tsy tahaka: Hafa itỳ satroka itỳ noho itsy [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Different [1.2, 1.7] | |||||||||
Another [1.2] | ||||||||||
Other [1.7] | ||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Autre; différent [1.3, 1.8] | |||||||||
Ohatra |
| |||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||
Zanakanarana | ||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hafa io | |||||||||
Fivaditsoratra | faha, hafa |