Teny iditra kafeina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hery ao anatin' ny kafe izay mampihendratrendratra ny hozatra ka manamora ny asa ara-tsaina [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: caféine.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31