Teny iditra kafiry
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Mitsitsy tafahoatra, mampijaly tena na mampitondra fahoriana ny hafa noho ny fahihirana, kahidy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   miserly, very avaricious [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   Ladre, parcimonieux à l'excès, misérable, cruel, féroce, se dit de tout mal, de tout malheur excessif [Abinal 1888]
   avare, ladre [Hallanger 1974]
Ohatra   Tsy mahasoa ny harena, amin'ny olona kafiry velona; [Baiboly: 28:014:003/Eklesiastika 14:3..]
Sampanteny  

Teny iditra kafiry
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   sompatra, mpamosavy [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/10