Teny iditra kaforo
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mahantra fadiranovana, misamboritra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Indigent, dépourvu, dénué de tout [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2019/04/02