Teny iditra kahana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fiantsoana ny omby hanatona
¶ fanaovana teny an' avona raha manda [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   kahankahana

Teny iditra kahana
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   [Taimoro] na oviana na oviana [Rakotosaona 1972]

2017/04/02