Teny iditra kahankahana (kahana)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fiantsoana ny omby hanatona. [Voambolana: Toe-karena: fiompiana]
¶ fanaovana teny an' avona raha mandà [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   espèce de grognement pour appeler les boeufs. [Voambolana: Toe-karena: fiompiana]
¶ refus obstiné avec ostentation, parade, arrogance, moquerie [Abinal 1888]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   kahana

Nohavaozina tamin' ny 2017/08/05