Teny iditra kahihitra (hihitra)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Mitovy amin' ny mahihitra, saingy misy h [...]
Mitovy hevitra: kafiry ~ kahidy ~ katity ~ kely hiratra ~ kely hoho ~ kely tanana ~ kongona ~ mafy fonosana ~ mafy tanana ~ mahidy ~ mahihitra ~ mamaky akotry ~ manjaitra atody ~ matsitsy ~ mihirim-belona [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a confirmed penurious person [Richardson 1885]
   stingy, avaricious [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   ladre, sordide d'avarice [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   lésineux [Abinal 1888]
   avare [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Voalazan' ny mpitantara tranainy sasany fa kahihitra, masiaka, mpamitaka, mpandainga izy ireny; [Randzavola: Baiboly, takila 32]
2Tsy afa-pon'izay anjara tokana ny mason'ny kahihitra, ary mainan'ny fitsiriritana mandoza ny fanahy. [Baiboly: 28:014:009/Eklesiastika 14:9..]
Fitovian-keviteny   mahihitra
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/11/22