Teny iditra kaika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fitomaniana, toloko. [Rajemisa 1985]
   [Sihanaka] kiaka, antso [Rakotosaona 1972]
   antso, koka [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   [Tankarana] cri en général ; défi. [David 1952 (takila H)]
Famaritana frantsay   signal, appel [SLP: Voambolana]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   haika ~ kaikaika

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02