Teny iditra kaiky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Sihanaka] lolom-po [Rakotosaona 1972]

Teny iditra kaiky
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   [Tanosy] rahampitso [Rakotosaona 1972]

Teny iditra kaiky
Sokajin-teny   mpampitohy [firaketana]
Famaritana malagasy   [Taisaka] nefa [Rakotosaona 1972]
   [Bara] nefa, kanefa [Rakotosaona 1972]

Teny iditra kaiky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] feo, kiaka, antso [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06