Teny iditra kajakaja
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Masom-by na mason-tady amin' ny sisin' ny lay izay itanana azy amin' ny salazan' ny botry na ny sambo [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra kajakaja
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikarakarana, fikolokoloana feno fitandremana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Soin, souci de ceux qui ont la direction, l’intendance, la responsabilité de... [Abinal 1888]
Sampanteny 

2017/08/05