Teny iditra | kajina (kajy) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Tandremana, kolokoloina: Kajio tsara ny fihavanana,rankizy! ¶ Kalina: Kajiny aoka izany ny sorany rehefa manoratra izy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |