Teny iditra kajy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tandrina, kolokolo, kaly [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay attention, soin, vigilance pour exécuter, pour conserver [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra kajy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana nomena vao haingana ny marika sy ny asa-marika fa tsy mahalaza kosa ny matematika [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay calcul [SLP: Voambolana, Rajaonarimanana 1995]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra kajy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bezanozano] tahiry [Rakotosaona 1972]

2017/04/02