Teny iditra kakao
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] nom d'une espèce de poisson. (Carangidae). [David 1952 (takila K)]
Voambolana 
Anarana siantifika Carangidae

Teny iditra kakao
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-kazo mety hahatratra 3-4m ny haavony, izay ahazoana voany antsoina koa hoe kakao. Ireo voa ireo, izay ao anatina voa lehibe, dia totoina ka rehefa afaka ny menaka aminy dia ahazoana vovoka mania mena anaovana ilay zavapisotro fantatra amin' ny anarana hoe kakao. Raha endasina kosa indray ireo voany madinidinika ire o, nefa tsy alana ny menaka ao aminy, ka totoina, dia ahazoana fetafeta mania mena volomparasy izay mihamafy ka anaovana ny sokolà [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: cacao.

Teny iditra kakao (kaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao kakàna [fitanisana]
Ohatra Kakao ao ambanin' ny vata [Rajemisa 1985]

2017/03/10