Teny iditra kaky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy (ny fampiasa matetika dia Ikaky) Teny entina miantso ny ray: Maty aho, ray Kaky ama-Neniko
¶ Teny fanajana entina milaza ny ray na ny olona azo heverina ho toy ny ray: Eto angaha Ikaky mipetraka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Tankarana] père. [David 1952 (takila K)]
Ohatra 
1Inona izato entinao, ry Kaky? [Rahajarizafy: Kabary, takila 20]
2Vonjeo aho rey kaky aman-draneniko! [Andraina: I Vola, takila 97]
Voambolana 

Teny iditra kaky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy voankazo [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay kaki [SLP: Voambolana]
  [Merina] (du nom japonais kaki, repris par les Français). Diospyros kaki L.f. (Ebenaceae). Arbre fruitier originaire du Japon. Introduit et cultivé sur les plateaux. Fruits comestibles. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana 
Anarana siantifika Diospyros kaki

Teny iditra kaky
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy  [Bara] [Rakotosaona 1972]
Sampanteny 

Teny iditra kaky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] Vifotsy: Tafo kaky [Rakotosaona 1972]
Voambolana 
Fitovian-keviteny aky

2018/11/30