Teny iditra | kalaina (laina) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Kamo amin' izay atao rehetra, tsy manana fahazotoana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A lazy fellow [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Paresseux de mauvaise volonté [1.3] | |
Ohatra | Votsa saina sy kalaina
[2.285] | |
Tovy hevitra | kalaimpory | |
Teny iditra | kalaina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | Chef, patron [1.60] | |
Fivaditsoratra | kalaina, lakaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |