Teny iditra | kalaky > halaky (laky) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Malaky amin' ny endrika milaza ny ho avy [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Vitesse, rapidité, célérité [1.13] | |||
Ohatra | Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity, fa ny tany mosarena azy dia fonenan' olona mbola akaiky loatra ny fiainam-biby, mifanenjika sy mifampihinana.
[2.285] | |||
Tovy hevitra | hafaingana | |||
Kamban-teny |
| |||
Fivaditsoratra | halaky, halika, lahika |
Teny iditra | kalaky > halaka | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hataka, elanelana. [1.1] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | halakalaka | |||||||||
Fivaditsoratra | halaky, halika, lahika |