Teny iditra kalanoro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Betsileo] Karazam-bomanga izay mena ny hodiny ary mena na mavokely ny atiny (Ipomoea batates) [Rajemisa 1985]
Ohatra   Hany heriko dia nianina tamin' ny fihainona ny tantara valamaty ataon' izay nilaza ho efa tao : betsaka kalanoro, hono, ao; [Andriamalala: Ranomasina, takila 51]
Voambolana  
Anarana siantifika   Ipomoea batates
Fifanahafana   kalamavo ~ kalamena ~ kalamongo ~ kalavory

Teny iditra Kalanoro
Sokajin-teny   anarana (olon' ain' ny tantara) [firaketana]
Famaritana malagasy   Zavamananaina toa olona kely, madinika sy fohy, voalaza araka ny honohono fa mivelona any anaty hazo [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   Nom d’une naine fabuleuse censée habile dans la médecine [Abinal 1888]
Ohatra   Tsy ampy anefa ny filazana ataon' ireo efa nahita ny Kalanoro. [Randriamamonjy: Tantara, takila 31]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/08/07