Teny iditra kalila
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Karazana vary izay lava ny voany, manify ary mova tsy ny azo itarafana (Oryza sativa) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Oryza sativa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31